Entrée | 1 kobilaina (kobila) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain' ny ankizy ny satrok' ilay namany [1.1] 4 Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain' ny mpampiasa azy isan' andro izao Rakoto [1.1] 5 Roridroritina, saritahina: Nokobilain' izy rehetra aho [1.1] |
Explications en français |
6 Qu’on rend tortu, qu’on froisse, qu’on déchire, qu’on maltraite, qu’on tiraille: Kokobilain’ ilay ity ny satroko (Cet être-là a froissé mon chapeau) ~ Nokobilain' ny manamboninahitra ilay miaramila ka mafy ny nanjo azy (Ce soldat a été maltraite par l'officier, et il en a vu de dures) ~ Izaho irery no mba kobilain' izy rehetra ka tsy misy iainako akory (Je suis seul à être tiraillé par eux et je n’ai pas un moment pour respirer) [1.3#344] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 Ankiliabo, ikobilana, kobilaina |
Mis à jour le 2023/02/28 |