|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kobabaina |
| Fototeny | 2 kobaba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao maimaika, mehina, dodonana, rotorotoina: Aoka hilamina fa aza kobabaina ny raharaha
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Qu'on dit ou qu’on fait avec précipitation, qu’on fait hâter. Aza kobabainao ny raharaha. Ne faites pas le travail avec trop de précipitation
[1.3#343] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 ikobabana, kobabaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|