|
|
|
|

Teny iditra1  kitraina
Fototeny  2 kitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko
5 Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo
6 Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 ikitrana, 13 katrinia, kitraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02