Entrée | 1 kitotony |
Radical | 2 kitoto |
Partie du discours | 3 nom kitoto et pronom |
Explications en malgache |
4 (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [1.1] |
Tous les mots composés | 5 tsy misy kitotony |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |