|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kirobo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy voamena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran' ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; venty sy kirobo 2,00F)
[1.1] |
| Ohatra |
4 kirobo an-dafin-tsaha sikajy an-konahona [2.131] |
| Voambolana | 5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | kirobo, 7 kobory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|