Teny iditra |
kiranjay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina, Sakalava]
Ocimum canum Sims (Lamiaceae)
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Ocimum canum |
|
Teny iditra |
kiranjay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry mani-pofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian' ny aloy na ny moka ka ataon' ny olona eo an-doha fandriana tsy hanakaikezany azy) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Nom est donné à une espèce introduite, à odeur très forte, devenue envahissante autour de certains villages. Tagetes erecta L. (Asteraceae). Encore appelée
mavogegy
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Tagetes erecta |
|