|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kiniky |
| Fototeny | 2 kiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo
5 voakepoka, lanina: Nokinikiny daholo ny lovany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ratissé, raclé, rongé, rasé, grugé
[1.3#329] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voakiky |
| Fivaditsoratra | 11 kikiny, kiniky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|