|
|
|
|

Teny iditra1  kindava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza karazan-tandrok' omby mahitsy manahatahaka ny tandro-balala [Betsileo] [1.1]
Tovy hevitra  4 tsindavalokana
Tsanganana sy sary iray takila  5  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  kindava, 6 vindaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12