|
|
|
|

Teny iditra1  kimondro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-javamaniry mandronono rehefa tapahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 plante laiteuse. Espèce de pachypodium [1.3#331]
5 (mondro se dit du tranchant d'une lame qui a été usé, émoussé).
6 Pachypodium brevicaule Baker kimondrimondry [Merina] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kimondro, 9 mokondry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17