Entrée kimoky
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Karazana vomanga izay hanin' ny olona ny vodiny amin' ny fotoanan' ny mosary, nefa mila fanamboarana manokana noho izy manan-toetra mampivalana (Ipomaca spr) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ipomaca

Mis à jour le 2020/07/31