|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kilomboña |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 veri-maso, sarondoha, fisaronandoha: Aza dia be kilomboña ra, lehe mañanika an-tsiena fange ataon'olo-gege (Aza dia be sarondoha re raha miakatra an-tsena sao ataon'ny olona hoe adala)
[Betsileo]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 kilombona |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Sorte de chorée, variété du bilo. On donne aussi ce nom aux plantes utilisées lors des prétendues possessions provoquées par leur administration. Plantes psychotropes, non identifiées.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | kilomboña, kilombona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|