Entrée kifolona (folona)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fakan-javatra fihinana
Explications en français  [Boiteau 1997] [Merina, Sakalava] Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa).
Exemples  [Randriamiadanarivo: Sikajy] Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony.

Mis à jour le 2022/05/27