|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; ketso
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  5 ketsoketso

Teny iditra (2/2) 6 ; ketso
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazam-borona [1.1]
Voambolana  9  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  ketso, 10 tseko

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04