|
|
|
|

Teny iditra1  Ketaka
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka
4 Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ [1.1]
Ohatra  5  Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
6  ka indro ketaka, tsy vavy io fa Lahy; [2.48]
Voambolana  7  Fanampin' anarana (vavy)
Tsipelina hafa  8 iketaka, iketaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08