|
|
|
|

Teny iditra1  kenakenaina
Fototeny  2 kenakena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina ampitandremana fatratra:
5 Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky
6 Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy:
7 Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ikenakenana, kenakenaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17