|
|
|
|

Teny iditra1  katrikatry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny taolana hita miranirany amin' ny tenan' ny olona mahia: Taolana mikatrikatry [1.1]
Mpanahaka  4  trakitraky

Fivaditsoratra  katrikatry, 5 kitrakitra, 6 trakitraky, 7 trikatrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12