|
|
|
|

Teny iditra1  katolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-borona izay mahatonga loza mampifindra fonenana, hono, ny volony raha miboha ao an-trano [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: vorona 5  Finoana

Fivaditsoratra  katolo, 6 tokalo, 7 toloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12