|
|
|
|

Teny iditra 1  kasia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Fomba fivoizana ny botry raha rohizana amin' ny sisin' ny botry ny fivoy ka voizina miamboho izy. [1.1]
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kasia

Fivaditsoratra  6 akasy, 7 akisa, Akisa, 8 asika, 9 Isaka, isaka, 10 kasay, kasia, 11 saika, 12 Sakay, sakay, 13 sakia, 14 siaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15