|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 karaoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo ateraky ny vato mifampikasoka, na ny zavatra mafy toy ny vatokely sendra voatsakon' ny nify
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 bruit des feuilles marcescentes lorsqu'elles sont sèches et que le vent les agite
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Feo |
| Kamban-teny rehetra | 10 bekaraoka |
| Teny iditra (2/4) | 11 karaoka |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Zavajavatra madinika ao an-tokantrano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 gravier
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 16 karaoka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 Nom des espèces dont les feuilles restent attachées au tronc après avoir séché, surtout des Pandanus (Pandanaceae)
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry |
| Teny iditra (4/4) | 20 karaoka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 (de raoka : qu'on ramasse, qu'on rafle avec la main). Psilotrichum madagascariens Cavaco (Amaranthaceae). Petit arbuste à rameaux un peu crassulents, à feuilles réduites, linéares. On le récolte pour la nourriture du bétail.
[Mahafaly]
[1.196] |
| Voambolana | 23 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 25 akaroka, 26 akoraka, akoràka, 27 kakaroa, karaoka, 28 karoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|