|
|
|
|

Teny iditra1  karama varimasaka
Singan-teny  2 karama, 3 vary, 4 masaka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 karama tsy mifanentana amin' ilay asa atao fa dia toa vidin' ny vary na sakafo ilaina eo am-panaovana ny asa fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12