Entrée karaha
Partie du discours préposition [liste complète]
Définition malgache  [Tambahoaka] tahaka, sahala: Karaha izany: noho izany [Rakotosaona 1975]
 Tahaka, toy [Rajemisa 1985]
 teny enti-milaza ny fitoviana, mitovy, sahala, hoatra, tahaka [SLP 1986]
Définition française pareil [SLP 1986]

Mis à jour le 2013/01/11