|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kapy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-milaza olona azo babo, sambobelona ivelan' ny ady [1.1]

Teny iditra (2/3)4  kapy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Hena mahia sady mafy [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  8 kapikapy

Teny iditra (3/3)9  kapy
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Mahia, manify kely, kapilany [1.1]

Fivaditsoratra  kapy, 12 kipa, 13 paky, 14 pika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19