Entrée kapitalisma
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny [Rajemisa 1985]
 ¶ kapitalisma fiarahan'ny orinasa sy ny banky: dingana iray eo amin'ny fivoatran'ny kapitalisma
¶ kapitalisma mandala fifaninanana malalaka: dingana iray eo amin'ny fivoatran'ny kapitalisma [SLP 1986]
Explications en français ¶ kapitalisma fiarahan'ny orinasa sy ny banky: capitalisme financier
¶ kapitalisma mandala fifaninanana malalaka: capitalisme concurrentiel [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: capitalisme.

Mis à jour le 2020/07/31