Entrée kapa tokana (kapa, tokana)
Partie du discours nom
Définition malgache karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise (kapatokana) a mode of playing diamanga [Richardson 1885]
Analogues  diamanga
Bibliographie Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy

Mis à jour le 2020/01/30