Entrée kanina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [1.1]
Synonymes tsikanina

Entrée kañina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Sihanaka] Tsy ambinina [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31