|
|
|
|

Entrée1  kanefa
Partie du discours  2  conjonction
Explications en malgache  3  Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1]
Synonymes  4  nefa, anefa, kandrefa
Tableaux et planches  5  Toutes les conjonctions

Anagrammes  6  faanke, fanake, fekana, fenaka, kanefa

Mis à jour le 2020/07/31