|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kamokamo
Fototeny  2 kamo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  (t) (1) Ary tamy ny Lehidama nisy mosary kely, fa nisy kamokamo nanadino ny teny n'Andrianampoinimerina; [2.48]
Tovy hevitra  5 malaholaho, malaindaina, malazolazo, manaran-daina, marezodrezoka, marisarisa, milasilasy, somazotsazoka, sorisorena, tsy rototra, tsikamokamo

Teny iditra (2/2)6  -kamokamo-
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  8 hamokamoka : (h > -k)mokamo(ka > -) [3.1]

Fivaditsoratra  kamokamo, -kamokamo-, 9 komakoma, 10 mamokoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21