Entrée kalaina (laina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Kamo amin' izay atao rehetra, tsy manana fahazotoana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a lazy fellow [Richardson 1885]
Définition française paresseux de mauvaise volonté [Abinal 1888]
Synonymes kalaimpory
Exemples Votsa saina sy kalaina; [Rabemolaly: Fary, page 25]

2017/08/06