|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 kaiky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 lolom-po
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/4) | 4 kaiky |
| Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 rahampitso
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 7 kaiky |
| Sokajin-teny | 8 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 nefa, kanefa
[Bara, Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 10 kaiky |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 feo, kiaka, antso
[Bara, Sakalava]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 akiky, 15 Ikaky, kaiky, 16 kiaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|