Entrée | kabinetra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio [1.1] | |
Explications en français | Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil [1.3] | |
Vocabulaire | Politique | |
Origine | Anglais: cabinet. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |