|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kaba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Loaka lehibe fasiana kavina amin' ny ravintsofina, na ny olona nasiana io loaka lehibe io ny ravin-tsofiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Grand trou dans le lobe de l'oreille, grand anneau qui le maintient ouvert
[1.3] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kaba |
| Fivaditsoratra | 6 baka, kaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|