|
|
|
|

Teny iditra1  joloka manga
Singan-teny  2 joloka, 3 manga
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Fitaka be fotsiny ilay joloka manga nanaovana. [2.4]
6  Nisy mpanao joloka manga naratra tao anaty fiara. [2.4]
7  Tsy tonga irery ilay iraka, fa nisy olona dimy lahy nanao joloka manga ary nitondra fiasana niaraka taminy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02