|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jokoina |
| Fototeny | 2 joko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka:
5 Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo 6 Tilina, tsikiloina, arahi-maso: 7 Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra 8 Angalarina, alaina an-tsokosoko: 9 Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 anjokoy, jokoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|