|
|
|
|

Teny iditra1  joadimariko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (fiovan' ny hoe Jadimariko) Teny tenenin' ny mpampinona eo am-panasana ny tangena, ka ny heviny dia hoe: tsy mihontsina nefa marikoriko te handoa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12