|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1 ; jijy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tsimihety] Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra [1.1]

Teny iditra (2/4) 4 ; jijy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  8 jijikely

Teny iditra (3/4) 9 ; jijy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka
12 Fanaovana na fandaniana tsikelikely
13 Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsara [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :

Teny iditra (4/4) 16 ; jijy
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [Bara] miandry elabe [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04