|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  jeky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lakandrano, hadirano [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  jeky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 aretina [Bara] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  8  Fahasalamana

Teny iditra (3/4)9  jeky
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 fiavosa [Bara] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (4/4)13  jeky
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 bozaka [Tanosy] [1.78]
Voambolana  16  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  17 zeky

Fivaditsoratra  jeky, 18 jike

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17