Entrée japoney
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney
Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney [1.1]
Explications en anglais Japanese [3.1]
Explications en français Japonais, japonaise [1.13]
Vocabulaire 
Origine Français: japonais.
Analogues  Japana

Mis à jour le 2020/07/31