|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jamaikanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo:
4 Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina 5 Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: 6 Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 jamaican
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine
[3.1] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 10 jamaika, 11 jamaika |
| Fivaditsoratra | jamaikanina, 12 mijananaika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|