Entrée jabajaba (jaba)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabajabany akory izay lazaina aminy
Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jabajaba ny andro. [1.1]
Dérivés 
Synonymes jaba

Mis à jour le 2023/01/20