|
|
|
|

Teny iditra 1  j  ~  j    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz. [1.3]
Mpanahaka  5  abidy
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how j
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny abidia
Lahatsoratra  8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
10 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13