Entrée iverimberenana (verimberina)
Partie du discours verbe relatif
Exemples Ilay sigara aloha eo no ho eo dia mamparisika, mampiresaka, mahatonga ho falifaly, nefa rahefa iverimberenana dia mampatory, ary tamin' izany vao azoko an' eritreritra ny nahatonga ireo olona mivalampatra amin' ny tany. [2.4]
Morphologie 
Présent : iverimberenana, iverimberenako, iverimberenanao, iverimberenany, iverimberenantsika, iverimberenanay, iverimberenanareo, iverimberenan', iverimberenan-, iverimberenam-, iverimberena-
Passé : niverimberenana, niverimberenako, niverimberenanao, niverimberenany, niverimberenantsika, niverimberenanay, niverimberenanareo, niverimberenan', niverimberenan-, niverimberenam-, niverimberena-
Futur : hiverimberenana, hiverimberenako, hiverimberenanao, hiverimberenany, hiverimberenantsika, hiverimberenanay, hiverimberenanareo, hiverimberenan', hiverimberenan-, hiverimberenam-, hiverimberena-

Mis à jour le 2023/01/20