|
|
|
|

Teny iditra 1  itrimo
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo Trimobe [3.1]
Ohatra  4  Nisy anarana hafa nahafantarana azy dia ny hoe itrimo sy ny hoe Andriantomponarivo. [2.508#]
Voambolana  5  Finoana
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how itrimo

Fivaditsoratra  Itrimo, 7 miotry, 8 mitory

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13