|
|
|
|

Teny iditra1  itokanana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4 Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy:
5 Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 anakatony, 11 anakotany, 12 ikatonana, 13 ikotanana, 14 itakonana, itokanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17