|
|
|
|

Teny iditra1  itandrovana
Fototeny  2 tandro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#668]
Ohatra  4  Raha any aminareo no misy zavatra hatao, lazaina fa raharaha lehibe dia lehibe, "hetsik' Andriananahary", tsy maintsy vonjena, tsy azo atao azon-tsampona, tsy maintsy efaina, ary tsy itandrovana izay ho lany. [2.346]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 itandroana

Fivaditsoratra  10 androvitana, itandrovana, 11 voatandrina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12