Entrée isaronana (sarona)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Matetika koa, raha mangatsiaka ny andro, dia isaronana hatrany an-tampon-doha ny lamba [2.436]
Morphologie 
Présent : isaronana, isaronako, isaronanao, isaronany, isaronantsika, isaronanay, isaronanareo, isaronan', isaronan-, isaronam-, isarona-
Passé : nisaronana, nisaronako, nisaronanao, nisaronany, nisaronantsika, nisaronanay, nisaronanareo, nisaronan', nisaronan-, nisaronam-, nisarona-
Futur : hisaronana, hisaronako, hisaronanao, hisaronany, hisaronantsika, hisaronanay, hisaronanareo, hisaronan', hisaronan-, hisaronam-, hisarona-
Impératif : isarony

Mis à jour le 2022/06/23