Entrée irohotana (rohotra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français Comme irohoto [1.3]
Exemples fatratra mantsy izy ireo fa na iza na iza sahy mitsabaka hamonjy ireo Kristianina ireo, dia tsy maintsy irohotana anaovana rodobe hasiana. [2.588]
Morphologie 
Présent : irohotana, irohotako, irohotanao, irohotany, irohotantsika, irohotanay, irohotanareo, irohotan', irohotan-, irohotam-, irohota-
Passé : nirohotana, nirohotako, nirohotanao, nirohotany, nirohotantsika, nirohotanay, nirohotanareo, nirohotan', nirohotan-, nirohotam-, nirohota-
Futur : hirohotana, hirohotako, hirohotanao, hirohotany, hirohotantsika, hirohotanay, hirohotanareo, hirohotan', hirohotan-, hirohotam-, hirohota-
Impératif : irohoto
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/10/04