|
|
|
|

Teny iditra1  ireo
Fototeny  2 io
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 3 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  7 eroy, ireo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17