|
|
|
|

Teny iditra1  intsotry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony [1.1]
Tovy hevitra  4 intsony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12