|
|
|
|

Teny iditra1  intsivy
Fototeny  2 sivy
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza fiverenan-javatra na asa imbalo ampiana indray mandeha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 nine times [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 neuf fois [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :

Fivaditsoratra  intsivy, 9 vintisy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19