Entrée inspektera
Partie du discours nom
Explications en malgache Manamboninahitra amin' ny Polisy izay miandraikitra indrindra ny fikarohana ny mpanao ratsy sy ny famotorana na fakana am-bavany ny olona ahihina ho nanao izany [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: inspecteur.

Mis à jour le 2020/07/31